Dikan'ny teny : fady izany

Hampiditra dikany hafa
sanatria izany, / Ilay fady : ilay ratsY, ilay tsY valahara. / Mahauoa fady na mamoa fady : enti-milaza zavatra mahamenatra loatra. / Mandry fady : olona mamohehadoza satria mandry amin'ny olom-pady. ¶ M,h, : Mifotitra). / Manota fady : mandika fady. 10lom-pady : olona tsy azo alaina ho uadY satria havana akaikY. ¶ M. h. : Olon-tsy heny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068